63 Nanolotra an’ireo sorona iombonana+ izay tokony hatolony ho an’i Jehovah i Solomona, dia omby roa arivo sy roa alina ary ondry roa alina sy iray hetsy,+ mba hitokanan’ny+ mpanjaka sy ny zanak’Israely rehetra ny tranon’i Jehovah.
5 Omby roa arivo sy roa alina, ary ondry roa alina sy iray hetsy no natolotr’i Solomona Mpanjaka ho sorona.+ Koa notokanan’ny+ mpanjaka sy ny vahoaka manontolo ny tranon’Andriamanitra.