3 “Ny hitoby eo atsinanana manandrify ny fiposahan’ny masoandro, dia ny fizarana misy ny tobin’i Joda, araka ny tafiny avy. I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Joda.
14 Koa ny fizarana* nisy ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny tafiny avy.+ I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Joda.