FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny nitondra ny fanatiny tamin’ny andro voalohany dia i Nasona+ zanak’i Aminadaba, avy amin’ny fokon’i Joda.

  • Nomery 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa ny fizarana* nisy ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny tafiny avy.+ I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Joda.

  • Rota 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Aminadaba+ niteraka an’i Nasona;+ Nasona niteraka an’i Salmona;

  • 1 Tantara 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary i Rama niteraka an’i Aminadaba;+ Aminadaba niteraka an’i Nasona,+ ilay mpiadidy teo amin’ny taranak’i Joda;

  • Matio 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Rama niteraka an’i Aminadaba;

      Aminadaba niteraka an’i Nasona;+

      Nasona niteraka an’i Salmona;+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara