Nomery 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Netanela+ zanak’i Zoara no avy amin’i Isakara;+ Nomery 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fokon’i Isakara+ no hitoby eo anilany, ka i Netanela+ zanak’i Zoara no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Isakara. Nomery 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 I Netanela+ zanak’i Zoara kosa no mpifehy ny tafiky ny fokon’ny taranak’i Isakara.
5 Ny fokon’i Isakara+ no hitoby eo anilany, ka i Netanela+ zanak’i Zoara no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Isakara.