Nomery 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Netanela+ zanak’i Zoara no avy amin’i Isakara;+ Nomery 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’ny andro faharoa, dia i Netanela+ zanak’i Zoara, mpiadidy teo amin’ny fokon’i Isakara, no nanao fanatitra. Nomery 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 I Netanela+ zanak’i Zoara kosa no mpifehy ny tafiky ny fokon’ny taranak’i Isakara.
18 Tamin’ny andro faharoa, dia i Netanela+ zanak’i Zoara, mpiadidy teo amin’ny fokon’i Isakara, no nanao fanatitra.