FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ny fizarana misy ny tobin’i Efraima,+ araka ny tafiny avy, dia ho eo andrefana. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Efraima.

  • Nomery 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Efraima,+ araka ny tafiny avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Efraima.

  • 1 Tantara 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ary i Tahana niteraka an’i Ladana, ary i Ladana niteraka an’i Amihoda, ary i Amihoda niteraka an’i Elisama,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara