Nomery 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima,+ ary Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase,+ ka samy avy amin’ny taranak’i Josefa+ ireo; Nomery 7:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Tamin’ny andro fahafito, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Efraima: Elisama+ zanak’i Amihoda. Nomery 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Efraima,+ araka ny tafiny avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Efraima.
10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima,+ ary Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase,+ ka samy avy amin’ny taranak’i Josefa+ ireo;
22 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Efraima,+ araka ny tafiny avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Efraima.