Nomery 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny fokon’i Manase+ no ho eo anilany, ka i Gamaliela+ zanak’i Pedazora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Manase. Nomery 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Gamaliela+ zanak’i Pedazora kosa no mpifehy ny tafiky ny fokon’ny taranak’i Manase.+
20 Ny fokon’i Manase+ no ho eo anilany, ka i Gamaliela+ zanak’i Pedazora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Manase.