Nomery 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao ny fanatiny ny mpiadidy rehefa notokanana+ ny alitara, tamin’ny andro nanosorana azy io, ka nitondra ny fanatiny teo anoloan’ny alitara izy ireo. Ezra 2:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Ary rehefa tonga tany amin’ny tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema+ ny sasany tamin’ireo lohan’ny+ fianakaviambe,*+ dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’Andriamanitra izy ireo, mba hananganana azy io eo amin’ilay toerany taloha.+
10 Ary nanao ny fanatiny ny mpiadidy rehefa notokanana+ ny alitara, tamin’ny andro nanosorana azy io, ka nitondra ny fanatiny teo anoloan’ny alitara izy ireo.
68 Ary rehefa tonga tany amin’ny tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema+ ny sasany tamin’ireo lohan’ny+ fianakaviambe,*+ dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’Andriamanitra izy ireo, mba hananganana azy io eo amin’ilay toerany taloha.+