FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy hanakaiky faty* izy,+ ary tsy mahazo mandoto tena amin’ny fatin-drainy na ny fatin-dreniny.

  • Nomery 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely mba havoakany eny ivelan’ny toby ny olona rehetra boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.*+

  • Nomery 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy mahazo manatona faty* izy+ amin’ny andro rehetra anokanany tena ho an’i Jehovah.

  • Nomery 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Izao no lalàna raha misy olona maty ao an-tranolay: Haloto fito andro izay rehetra miditra ao amin’ilay tranolay sy izay olona rehetra ao.

  • Nomery 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara