21 Ary raha misy olona* mikasika zava-maloto, na fahalotoan’olona+ izany na biby maloto,+ na zava-maharikoriko sady maloto,+ nefa mihinana amin’ny henan’ny sorona iombonana ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny.’”
2 Vonoy any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah hampitoerana ny anarany,+ ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ izay alaina avy amin’ny ondry aman’osy na omby.+