Levitikosy 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hanadio ny tenany mandritra ny telo amby telopolo andro fanampiny ravehivavy, noho ny rany. Tsy hikasika zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny toerana masina mandra-pahatapitr’ireo andro fidiovany.+ Levitikosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy tsiranoka mivoaka+ amin’ny filahian’ny lehilahy, dia fahalotoana izany.
4 Ary hanadio ny tenany mandritra ny telo amby telopolo andro fanampiny ravehivavy, noho ny rany. Tsy hikasika zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny toerana masina mandra-pahatapitr’ireo andro fidiovany.+
2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy tsiranoka mivoaka+ amin’ny filahian’ny lehilahy, dia fahalotoana izany.