FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary izay lehilahy taranak’i Arona, nefa boka+ na misy tsiranoka mivoaka+ amin’ny filahiany, dia tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina, mandra-pahadiony.+ Toy izany koa izay lehilahy mikasika olona voaloton’ny faty,*+ na izay lehilahy mivoaka tsirinaina,+

  • Nomery 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely mba havoakany eny ivelan’ny toby ny olona rehetra boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.*+

  • 2 Samoela 3:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 I Joaba sy ny ankohonan-drainy manontolo anie no ho tompon’andraikitra amin’izany!+ Ary aoka hisy foana eo amin’ny taranak’i Joaba+ ny lehilahy misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na olona boka,+ na lehilahy mihazona ny hazo fangoronana kofehy,+ na olona lavon-tsabatra, na olona tsy ampy sakafo!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara