Deoteronomia 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “‘Voaozona izay mamely avy ao amin’ny toeram-piafenany ka mahafaty olona.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Salamo 109:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hirenireny tokoa anie ny zanany,+Ary hangataka,Ka handao ny tanànany efa aolo, mba hitady hanina!+
24 “‘Voaozona izay mamely avy ao amin’ny toeram-piafenany ka mahafaty olona.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
10 Hirenireny tokoa anie ny zanany,+Ary hangataka,Ka handao ny tanànany efa aolo, mba hitady hanina!+