16 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanao,*+ satria ny vavanao ihany no niampanga anao+ hoe: ‘Izaho no namono ho faty ny voahosotr’i Jehovah.’”+
37 Fa amin’ny andro hialanao ao sy hiampitanao ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona,+ dia aoka ho fantatrao marimarina fa ho faty tokoa ianao.+ Ary ianao ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanao.”*+