7 Ary vonoy ho faty ny ankohonan’i Ahaba tomponao, fa hovaliako+ ny ran’ireo mpaminany mpanompoko sy ny ran’ny mpanompon’i Jehovah rehetra nalatsak’i Jezebela.+
10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony,+ izay masina sy marina+ ô, rahoviana ianao vao hitsara+ sy hamaly ny ranay+ amin’izay monina eny ambonin’ny tany?”