23 tafavory;+ sy ny fiangonan’ny lahimatoa+ voasoratra+ any an-danitra; sy Andriamanitra, ilay Mpitsara ny olona rehetra;+ sy ny fiainana ara-panahin’ny+ olo-marina efa natao lavorary;+
2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+