-
Josoa 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Koa na iza na iza mivoaka any ivelan’ny varavaran’ny tranonao,+ dia izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany, ary tsy hanan-tsiny izahay. Fa na iza na iza kosa mijanona miaraka aminao ao an-trano, dia izahay no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany, raha misy mikasi-tanana azy.
-
-
Mpitsara 9:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 ho valin’ny herisetra natao tamin’izy fitopolo lahy zanak’i Jerobala,+ ary mba hatsingeriny eo an-dohan’i Abimeleka rahalahiny ny ran’izy ireo, satria namono azy ireo i Abimeleka,+ ary mba hatsingeriny eo an-dohan’ny olona tao Sekema ny ran’izy ireo, satria nampirisika an’i Abimeleka+ hamono ny rahalahiny ireo.
-