FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nandeha nankany an-tranon’i Isboseta+ i Rekaba sy Bana zanak’i Rimona Berotita, raha iny nahamay be iny ny andro. Natory antoandro i Isboseta tamin’izay.

  • 1 Mpanjaka 8:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any! Koa manaova zavatra ary tsarao ny mpanomponao, ka ambarao ho ratsy fanahy izay ratsy fanahy, ary atsingereno eo an-dohany ny nataony.+ Ambarao ho marina kosa izay marina+ ka valio araka ny fahamarinany izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara