Eksodosy 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Azoko natao ny naninjitra ny tanako, mba hamelezana anao sy ny vahoakanao tamin’ny areti-mandringana, ary mba hamongorana anao tsy ho amin’ny tany.+ Salamo 109:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka ho eo anatrehan’i Jehovah foana izany.+Ary hofoanany tsy ho eto an-tany anie ny fahatsiarovana azy ireo!+
15 Azoko natao ny naninjitra ny tanako, mba hamelezana anao sy ny vahoakanao tamin’ny areti-mandringana, ary mba hamongorana anao tsy ho amin’ny tany.+
15 Aoka ho eo anatrehan’i Jehovah foana izany.+Ary hofoanany tsy ho eto an-tany anie ny fahatsiarovana azy ireo!+