FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.

  • Nomery 35:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka nahafaty azy, dia mpamono olona izy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+

  • Mpitsara 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Avy eo, dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy ka namono azy fitopolo lahy rahalahiny,+ zanak’i Jerobala, teo ambonin’ny vato iray. Fa i Jotama faralahin’i Jerobala ihany no sisa velona, satria niafina izy.

  • 1 Mpanjaka 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary hatsingerin’i Jehovah eo an-dohany ihany ny rany,+ satria lehilahy roa izay marina sy tsara noho izy no nasiany,+ ka novonoiny tamin’ny sabatra, nefa tsy fantatr’i Davida raiko izany.+ Novonoiny mantsy i Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiky ny Israely,+ sy Amasa+ zanak’i Jatera, lehiben’ny tafik’i Joda.+

  • Salamo 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+

      Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+

  • Matio 23:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Amin’izay dia hanody anareo ny ran’ny olo-marina rehetra nalatsaka teto ambonin’ny tany,+ nanomboka tamin’ny ran’i Abela+ olo-marina+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara