Nomery 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Isaky ny niakatra avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia niainga avy hatrany ny zanak’Israely,+ ary teo amin’izay nijanonan’ny rahona no nitobian’ny zanak’Israely.+ Salamo 78:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nitarika azy tamin’ny alalan’ny rahona izy rehefa antoandro,+Ary tamin’ny fahazavan’ny afo nandritra ny alina manontolo.+
17 Isaky ny niakatra avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia niainga avy hatrany ny zanak’Israely,+ ary teo amin’izay nijanonan’ny rahona no nitobian’ny zanak’Israely.+
14 Nitarika azy tamin’ny alalan’ny rahona izy rehefa antoandro,+Ary tamin’ny fahazavan’ny afo nandritra ny alina manontolo.+