FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary rehefa niakatra avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia nifindra lasy ny zanak’Israely nandritra ny diany rehetra.+

  • Nomery 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary tamin’ny andro faharoapolon’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa,+ dia niakatra avy teo amin’ny tranolay+ misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona.

  • Nomery 10:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary teo ambonin’izy ireo ilay rahon’i+ Jehovah rehefa antoandro, tamin’ny fotoana niaingan’izy ireo avy teo amin’izay nitobiany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara