Nomery 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nitaraina tamin’i Jehovah momba izay nanjo azy ny vahoaka.+ Rehefa ren’i Jehovah izany, dia tezitra be izy. Koa nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.+ Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+ Salamo 78:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nandre izany i Jehovah ka nisafoaka.+Dia nandefa afo hanafaizana an’i Jakoba izy,+Ary nirehitra tamin’i Israely ny fahatezerany.+
11 Ary nitaraina tamin’i Jehovah momba izay nanjo azy ny vahoaka.+ Rehefa ren’i Jehovah izany, dia tezitra be izy. Koa nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.+
22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+
21 Nandre izany i Jehovah ka nisafoaka.+Dia nandefa afo hanafaizana an’i Jakoba izy,+Ary nirehitra tamin’i Israely ny fahatezerany.+