Salamo 147:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manao izay hahamaivana ny fahorian’ny mpandefitra i Jehovah.+Fa aetriny amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy.+ Salamo 149:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ankasitrahan’i Jehovah ny olony.+Ravahany famonjena+ ny mpandefitra. Matio 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ento ny ziogako+ ka mianara amiko,+ fa malemy fanahy+ sy manetry tena* aho, dia ho velombelona+ ianareo. Matio 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Lazao amin’i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny avy iny ny Mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, eny, zanak’ampondra, dia zanaky ny biby mpitondra entana.’”+ 1 Petera 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 fa aoka kosa ho ilay toetra+ miafina ao am-po, izay toy ny manao fitafiana tsy mety simba,+ dia ny toetra tony sy malemy paika,+ izay tena sarobidy eo imason’Andriamanitra.
6 Manao izay hahamaivana ny fahorian’ny mpandefitra i Jehovah.+Fa aetriny amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy.+
29 Ento ny ziogako+ ka mianara amiko,+ fa malemy fanahy+ sy manetry tena* aho, dia ho velombelona+ ianareo.
5 “Lazao amin’i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny avy iny ny Mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, eny, zanak’ampondra, dia zanaky ny biby mpitondra entana.’”+
4 fa aoka kosa ho ilay toetra+ miafina ao am-po, izay toy ny manao fitafiana tsy mety simba,+ dia ny toetra tony sy malemy paika,+ izay tena sarobidy eo imason’Andriamanitra.