Nomery 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny olona teto ambonin’ny tany, dia i Mosesy no lehilahy be fandeferana*+ indrindra. Salamo 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany,+Ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.+ Salamo 146:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manokatra ny mason’ny jamba+ i Jehovah.Mampitraka ny mitanondrika i Jehovah.+Tia an’ireo olo-marina i Jehovah.+
8 Manokatra ny mason’ny jamba+ i Jehovah.Mampitraka ny mitanondrika i Jehovah.+Tia an’ireo olo-marina i Jehovah.+