Levitikosy 13:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Haloto izy amin’ny andro rehetra haharetan’ilay aretiny. Maloto izy ka tokony hitoka-monina. Ary any ivelan’ny toby+ no ho fonenany. Nomery 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely mba havoakany eny ivelan’ny toby ny olona rehetra boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.*+
46 Haloto izy amin’ny andro rehetra haharetan’ilay aretiny. Maloto izy ka tokony hitoka-monina. Ary any ivelan’ny toby+ no ho fonenany.
2 “Omeo baiko ny zanak’Israely mba havoakany eny ivelan’ny toby ny olona rehetra boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.*+