FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely mba havoakany eny ivelan’ny toby ny olona rehetra boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.*+

  • Nomery 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Raha nororan-drainy+ ny tarehiny, tsy ho afa-baraka fito andro ve izy? Aoka hatokan-toerana+ fito andro any ivelan’ny toby+ izy, vao horaisina indray.”+

  • 2 Mpanjaka 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nisy boka efa-dahy, sendra teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady.+ Dia nifampiresaka izy ireo hoe: “Nahoana moa isika no hipetraka eto mandra-pahafatintsika?

  • 2 Tantara 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia boka mandra-pahafatiny i Ozia+ Mpanjaka, ka nipetraka tao amin’ny trano iray fa tsy afaka namita ny andraikiny satria boka.+ Tsy nahazo niditra tao an-tranon’i Jehovah intsony koa izy, ary i Jotama zanany no niandraikitra ny tranon’ny mpanjaka, ka nitsara ny vahoaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara