FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary raha tezitra amin’ny namany ny olona iray, ka manao hafetsena ary mamono azy,+ dia hosamborinao ilay olona na dia eo amin’ny alitarako aza, ary hovonoina ho faty.+

  • Deoteronomia 1:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Dia niteny taminareo aho, nefa tsy nihaino ianareo, fa nikomy+ tsy nanaraka ny tenin’i Jehovah sady mbola be di-doha, ka nitady hiakatra tany an-tendrombohitra+ ihany.

  • Deoteronomia 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hovonoina ho faty+ ny olona sahisahy ratsy tsy mihaino an’ilay mpisorona izay mitsangana eo mba hanompo an’i Jehovah Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+

  • Hebreo 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara