FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Arovy koa ny mpanomponao mba tsy ho sahisahy hanao izay tsy tokony hatao,+

      Ary aza avela hifehy ahy izany toe-tsaina izany.+

      Amin’izay dia tsy hanan-tsiny aho,+

      Ary tsy ho meloka ho nanao fahadisoana maro.

  • Ohabolana 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+

  • Hosea 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Aza misy miady+ na mananatra anefa, fa toy ny olona miady amin’ny mpisorona ny firenenao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara