FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hovonoina ho faty+ ny olona sahisahy ratsy tsy mihaino an’ilay mpisorona izay mitsangana eo mba hanompo an’i Jehovah Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+

  • Jeremia 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy izy ireo: “Andao isika hanao tetika hamelezana an’i Jeremia,+ satria tsy ho foana eo am-bavan’ny mpisorona ny lalàna,+ ary tsy ho foana ny torohevitra avy amin’ny olon-kendry, na ny teny avy amin’ny mpaminany.+ Andao isika hiampanga+ an’i Jeremia, ary aza misy miraharaha izay lazainy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara