FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ny andro fahafito kosa sabata ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+ Aza manao asa na inona na inona ianao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompolahinao, na ny mpanompovavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahiny monina ao an-tanànanao.+

  • Eksodosy 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Enina andro no azo iasana,+ fa ny andro fahafito kosa ho masina aminareo. Sabata fitsaharana tanteraka natokana ho an’i Jehovah io. Koa izay miasa amin’io andro io dia hovonoina ho faty.+

  • Deoteronomia 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 fa sabata ho an’i Jehovah Andriamanitrao kosa ny andro fahafito.+ Aza manao asa na inona na inona+ ianao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompolahinao, na ny mpanompovavinao, na ny ombinao, na ny ampondranao, na ny biby fiompinao, na ny vahiny monina ao an-tanànanao,+ mba hiala sasatra toa anao koa ny mpanompolahinao sy ny mpanompovavinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara