Nomery 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy maty kosa anefa ireo zanakalahin’i Kora.+ 1 Tantara 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 1 Tantara 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 zanak’i Tahata, zanak’i Asira, zanak’i Ebiasafa,+ zanak’i Kora,+
31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+