FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary eo ivelan’ilay ridao+ eo akaikin’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona, ao amin’ny tranolay fihaonana, no hikarakaran’i Arona sy ny zanany ny jiro, mba hirehetany foana eo anatrehan’i Jehovah, manomboka amin’ny takariva ka mandra-maraina.+ Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany ho an’ny taranak’izy ireo,+ ary tokony hotanterahin’ny zanak’Israely.+

  • Eksodosy 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ary i Arona dia handoro emboka manitra+ mba hidona-tsetroka eo ambonin’ilay alitara.+ Hodorany isa-maraina izany mba hidona-tsetroka, rehefa manomana ny jiro izy.+

  • Levitikosy 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Eo ivelan’ilay ridao eo akaikin’ny Tenin’ny Vavolombelona, izay ao amin’ny tranolay fihaonana, no hikarakaran’i Arona ny jiro, mba hirehetany foana eo anatrehan’i Jehovah, manomboka amin’ny takariva ka mandra-maraina. Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.

  • Nomery 3:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary i Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ireo mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’ireo nanao ny andraikiny tamin’ny toerana masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara