26 “Ary alaivo ny tratran’ilay ondrilahy, izay atao sorona mba hametrahana an’i Arona ho mpisorona.+ Dia ahetsiketseho ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah ilay tratrany, ka iny no ho anjaranao.
34 Ary ny tratra izay atao fanatitra ahetsiketsika+ sy ny fe atao anjara masina, dia alaiko avy amin’ny sorona iombonana aterin’ny zanak’Israely, ka homeko an’i Arona mpisorona sy ny zanany lahy: Ho fitsipika mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.