FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona, noho izy nanao ny iray amin’ireo fahotana ireo, ka havela ny helony. Ary ho an’ny mpisorona+ ny ambin’ilay fanatitra, toy ny amin’ny fanatitra varimbazaha.’”

  • Levitikosy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hohanin’i Arona sy ny zanany lahy ao amin’ny toerana masina ny ambin’ilay fanatitra,+ izay hamboarina ho mofo tsy misy lalivay.+ Eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana no hihinanany azy.

  • Levitikosy 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nalain’i Mosesy ny tratran’ilay+ ondry ka nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah.+ Anjaran’i+ Mosesy avy tamin’ilay ondrilahy izay atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany izany, araka izay nandidian’i Jehovah.

  • Nomery 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ho anao ny nofon’ireny, toy ny tratrany izay atao fanatitra ahetsiketsika sy ny feny ankavanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara