Nomery 35:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho fialokalofana ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny+ ary ny mpiavy eo aminy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+ Deoteronomia 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy+ nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.+ Ary handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+
15 Ho fialokalofana ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny+ ary ny mpiavy eo aminy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+
42 mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy+ nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.+ Ary handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+