Nomery 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa fidio izay tanàna mety aminareo, ho tanàna fialokalofana ho anareo. Ary handositra any izay nahafaty olona* tsy nahy.+ Nomery 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Raha tsy nampoiziny kosa fa voatosiny ilay olona na voatorany zavatra, nefa izy tsy nandrafy azy na niafina mba hanafika azy,+
11 Koa fidio izay tanàna mety aminareo, ho tanàna fialokalofana ho anareo. Ary handositra any izay nahafaty olona* tsy nahy.+
22 “‘Raha tsy nampoiziny kosa fa voatosiny ilay olona na voatorany zavatra, nefa izy tsy nandrafy azy na niafina mba hanafika azy,+