5 na raha niaraka tamin’olona haka kitay tany an’ala ka rehefa nanainga famaky mba hikapa hazo, dia nitsoaka tamin’ny zaran’ilay famaky ny lelany vy,+ ary nahavoa an’ilay olona ka nahafaty azy. Handositra ho any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo ilay nahafaty olona, ka ho velona.+