2 Mpanjaka 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa nikapa ny hazony anefa ny anankiray, dia latsaka tao anaty rano ny lelam-pamaky.+ Koa nitaraina izy hoe: “Loza, tompoko ô,+ fa nindramina iny!”+
5 Rehefa nikapa ny hazony anefa ny anankiray, dia latsaka tao anaty rano ny lelam-pamaky.+ Koa nitaraina izy hoe: “Loza, tompoko ô,+ fa nindramina iny!”+