Eksodosy 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Raha misy anefa olona mindrana biby amin’ny namany,+ ka manjary kilemaina ilay izy na maty nefa tsy teo ilay tompony, dia tsy maintsy manome onitra ilay nindrana.+ 2 Mpanjaka 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nankao amin’ilay lehilahin’Andriamanitra ravehivavy, ka nilaza izany. Dia hoy ralehilahy: “Mandehana, amidio ny menaka ka aloavy ny trosanao.+ Ny ambiny kosa hivelomanao sy ny zanakao.”+
14 “Raha misy anefa olona mindrana biby amin’ny namany,+ ka manjary kilemaina ilay izy na maty nefa tsy teo ilay tompony, dia tsy maintsy manome onitra ilay nindrana.+
7 Ary nankao amin’ilay lehilahin’Andriamanitra ravehivavy, ka nilaza izany. Dia hoy ralehilahy: “Mandehana, amidio ny menaka ka aloavy ny trosanao.+ Ny ambiny kosa hivelomanao sy ny zanakao.”+