Deoteronomia 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aoka tsy hiantra azy ny masonao,+ fa aina ho solon’ny aina, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify, tanana ho solon’ny tanana, ary tongotra ho solon’ny tongotra.+
21 Aoka tsy hiantra azy ny masonao,+ fa aina ho solon’ny aina, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify, tanana ho solon’ny tanana, ary tongotra ho solon’ny tongotra.+