Eksodosy 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Jehovah mihitsy no hiady ho anareo,+ fa ianareo kosa hangina.” Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny. Josoa 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka izay efa nampanantenainy anareo.+
30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.
10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka izay efa nampanantenainy anareo.+