FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny dimy aminareo hanenjika zato, ary ny zato hanenjika iray alina, ary ho lavon-tsabatra eo anoloanareo ny fahavalonareo.+

  • Mpitsara 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary i Samgara+ zanak’i Anata no nanarakaraka an’i Ehoda. Nahafaty Filistinina+ eninjato lahy tamin’ny fanindronan’omby izy, ka tonga mpamonjy ny Israely koa.+

  • 1 Samoela 14:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpanompony mpitondra fiadiana: “Andao hiampita erỳ amin’ny toby mpitilin’ireo lehilahy tsy mifora+ ireo. Angamba hanampy antsika i Jehovah fa tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy, na maro na vitsy no ampiasainy.”+

  • 2 Samoela 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ireto ny anaran’ireo lehilahy maherin’i+ Davida: Joseba-basebeta+ Takemonita, lehiben’ireo telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny valonjato lahy ka namono an’ireo, tao anatin’ny ady indray mandeha monja.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara