FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy i Jehovah tamin’i Gideona: “Maro loatra ny olona miaraka aminao, ka tsy hatolotro eo an-tanan’ireo ny Midianina,+ sao hirehareha+ momba izany ny Israely, ka hilaza amiko hoe: ‘Ny tanako ihany no namonjy ahy.’+

  • 2 Mpanjaka 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy anefa izy: “Aza matahotra,+ fa ny momba antsika dia betsaka noho ny momba azy.”+

  • 2 Tantara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niantso an’i Jehovah Andriamaniny+ i Asa ka niteny hoe: “Jehovah ô, tsy sarotra aminao ny manampy ny olona, na maro izy, na tsy manan-kery.+ Koa ampio izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, fa ianao no ianteheranay,+ ary amin’ny anaranao+ no ahatongavanay eto hiady amin’io vahoaka io. Jehovah ô, ianao no Andriamanitray!+ Aza avela handresy anao ny olombelona mety maty.”+

  • Salamo 115:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, matokia an’i Jehovah.+

      Izy no mpanampy sy ampingan’izy ireo.+

  • Hebreo 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 izay nanam-pinoana ka nandresy fanjakana,+ nampihatra izay mahitsy,+ nahazo fampanantenana,+ nanakombona ny vavan’ny liona,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara