FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hitanay tao ny Nefilima, dia ireo taranak’i Anàka,+ izay avy amin’ny Nefilima, hany ka toy ny valala ny fahitanay ny tenanay, ary toy izany koa ny fahitany anay.”+

  • Nomery 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nidradradradra ny vahoaka manontolo. Ary nikiakiaka mafy nitomany ny olona,+ nandritra iny alina iny.

  • Nomery 32:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Rehefa niakatra nankany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola+ izy ka nahita an’ilay tany, dia nokiviny ny zanak’Israely tsy hiditra any amin’ilay tany izay tokony ho nomen’i Jehovah azy.+

  • Deoteronomia 1:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hiakatra ho aiza isika? Efa nampihorohoro ny fontsika+ ny rahalahintsika rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika+ ny olona, ary lehibe ny tanàna sady misy manda manakatra ny lanitra.+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+

  • Asan’ny Apostoly 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa namaly izy hoe: “Fa nahoana ianareo no mitomany+ sy manaketraka ny foko+ toy izao? Izaho ange vonona ny hafatotra e, ary na ny ho faty+ any Jerosalema koa aza, noho ny anaran’i Jesosy Tompo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara