FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hanasa tanana aho fa tsy manan-tsiny,+

      Ary handeha manodidina ny alitaranao aho, Jehovah ô,+

  • Matio 27:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary hitan’i Pilato fa tsy nisy vokany izay nataony fa vao mainka nisy savorovoro. Koa naka rano izy+ ka nanasa tanana teo anatrehan’ny vahoaka sady nilaza hoe: “Tsy tompon’andraikitra amin’ny fahafatesan’io* lehilahy io aho, fa raharahanareo izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara