Deoteronomia 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hanasa ny tanany+ eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy ny anti-panahy rehetra ao amin’ilay tanàna akaiky indrindra an’ilay faty, rehefa avy novelezina teo amin’ny lohasaha ny hatok’ilay ombivavy.
6 Dia hanasa ny tanany+ eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy ny anti-panahy rehetra ao amin’ilay tanàna akaiky indrindra an’ilay faty, rehefa avy novelezina teo amin’ny lohasaha ny hatok’ilay ombivavy.