FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nanao firaisana tamin’i Rahely koa i Jakoba, ka naneho fitiavana bebe kokoa tamin’i Rahely noho ny tamin’i Lea.+ Ary mbola nanompo an’i Labana fito taona indray izy.+

  • Genesisy 29:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria efa nihaino i Jehovah,+ noho izaho nankahalaina, ka nomeny an’ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona+ ny anarany.

  • 1 Samoela 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tamin’ny andro nanaovan’i Elkana sorona, dia nomeny anjara maromaro+ i Penina vadiny mbamin’ny zanak’io rehetra, na lahy na vavy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara