Ohabolana 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Aoka ianao tsy ho isan’ny mpiboboka divay+ sy mpihinan-kena tafahoatra,+ Ohabolana 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mitandrina ny lalàna ny zanaka mahira-tsaina,+ fa manala baraka an-drainy kosa izay minamana amin’ny tendan-kanina.+
7 Mitandrina ny lalàna ny zanaka mahira-tsaina,+ fa manala baraka an-drainy kosa izay minamana amin’ny tendan-kanina.+